CHAUFFEUR COURSIER
ALL FOOD
Antananarivo (Analamanga)
Temps plein
- Publiée le
- Publiée le
- Expire le
- Expire le 09/09/2026
Description du poste
Orinasa iray, traiteur sady pamokatra sakafo sy kojakojantsakafo eny Ambohimamory mitady chauffeur coursier. Hitatitra entana na sakafo ary hitaky sy hanisa vola, hanao irakiraka toy ny miantsena na manatitra taratasy, manatitra mpianatra sns...
Compétences
- Fiofanana sy trai-kefa : Manana Permis complet A B C D, afaka mitondra moto misy vitesse, bajaj, sprinter, camion 2 tonnes
- Mahay manao compte tsara ka afaka mandray vola sy manamarina vola sy isan'entana
- Mahafehy tsara ny lalana eto Antananarivo
- Toetra : Tsy misotro taoka
- Mahalala fomba sy mahay manaja olona
- Mahay mandamina fotoana sy manaja fotoana